|
|
|
|

Entry1  lava lamosina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ilazana ireo tsy miasa fa miriorio etsy sy eroa fotsiny [1.1]
Examples  4  Ry lomailava, ry tsiavalidahimavozo, ry lavalamosina [2.69#]
Elementary words  5  lava, lamosina

Updated on 2023/03/14